1 Samoela 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy i Saoly: “Nanota aho.+ Miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho satria sarobidy taminao ny aiko+ androany. Nanao hadalana mihitsy aho sady tena diso tanteraka.”
21 Dia hoy i Saoly: “Nanota aho.+ Miverena, ry Davida zanako, fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho satria sarobidy taminao ny aiko+ androany. Nanao hadalana mihitsy aho sady tena diso tanteraka.”