1 Samoela 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahina anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra miavaka ianao, ary tsy maintsy hahomby.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa niverina nody.+
25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahina anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra miavaka ianao, ary tsy maintsy hahomby.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa niverina nody.+