1 Samoela 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita.+ Nanomboka teo Telama ka hatrany Sora+ mantsy ny tany nisy azy ireo, ary tonga hatrany Ejipta. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:8 Fandalinana, Boky 2,
8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita.+ Nanomboka teo Telama ka hatrany Sora+ mantsy ny tany nisy azy ireo, ary tonga hatrany Ejipta.