1 Samoela 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy ny navalin’i Akisy: “Raha ny hevitro dia olona tsara ianao, tsara hoatran’ny anjelin’Andriamanitra.+ Fa ireo andrianan’ny Filistinina no niteny hoe: ‘Aza avela hiara-miakatra amintsika ho any an’ady izy.’
9 Dia hoy ny navalin’i Akisy: “Raha ny hevitro dia olona tsara ianao, tsara hoatran’ny anjelin’Andriamanitra.+ Fa ireo andrianan’ny Filistinina no niteny hoe: ‘Aza avela hiara-miakatra amintsika ho any an’ady izy.’