1 Samoela 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nifoha maraina àry i Davida sy ny olony, mba handeha hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina. Ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezirela.+
11 Nifoha maraina àry i Davida sy ny olony, mba handeha hiverina any amin’ny tanin’ny Filistinina. Ny Filistinina kosa niakatra nankany Jezirela.+