1 Samoela 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nalahelo be i Davida satria nifampiresaka ny olona hoe hitora-bato azy. Tezitra be daholo mantsy izy ireo fa tsy teo intsony ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Niantehitra tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa i Davida ka nahazo hery.*+ 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:6 w22.04 2 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:6 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),4/2022, p. 2
6 Nalahelo be i Davida satria nifampiresaka ny olona hoe hitora-bato azy. Tezitra be daholo mantsy izy ireo fa tsy teo intsony ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Niantehitra tamin’i Jehovah Andriamaniny anefa i Davida ka nahazo hery.*+