1 Samoela 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tonga dia niainga i Davida sy ny 600 lahy niaraka taminy,+ ka nandeha hatrany amin’ny Lohasahan’i* Besora. Dia nijanona teo ny sasany tamin’izy ireo.
9 Tonga dia niainga i Davida sy ny 600 lahy niaraka taminy,+ ka nandeha hatrany amin’ny Lohasahan’i* Besora. Dia nijanona teo ny sasany tamin’izy ireo.