1 Samoela 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanafika ny faritra atsimon’ny* tanin’ny Keretita+ sy ny faritry ny tanin’i Joda ary ny faritra atsimon’ny* tanin’ny taranak’i Kaleba+ izahay. Ary nodoranay i Ziklaga.” 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:14 Fandalinana, Boky 2,
14 Nanafika ny faritra atsimon’ny* tanin’ny Keretita+ sy ny faritry ny tanin’i Joda ary ny faritra atsimon’ny* tanin’ny taranak’i Kaleba+ izahay. Ary nodoranay i Ziklaga.”