1 Samoela 30:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary namely azy ireo i Davida, nanomboka tamin’ny mazava ratsy ka hatramin’ny hariva. Tsy nisy afa-nandositra+ afa-tsy lehilahy 400 nitsoaka nitaingina rameva.
17 Ary namely azy ireo i Davida, nanomboka tamin’ny mazava ratsy ka hatramin’ny hariva. Tsy nisy afa-nandositra+ afa-tsy lehilahy 400 nitsoaka nitaingina rameva.