1 Samoela 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary azon’izy ireo daholo ny fananany rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra. Tafaverina taminy na ny zanany lahy na ny zanany vavy na ny zavatra voababo.+ Azon’i Davida indray ny zava-drehetra nalain’ny mpandroba.
19 Ary azon’izy ireo daholo ny fananany rehetra, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra. Tafaverina taminy na ny zanany lahy na ny zanany vavy na ny zavatra voababo.+ Azon’i Davida indray ny zava-drehetra nalain’ny mpandroba.