1 Samoela 30:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa tafaverina tany Ziklaga i Davida, dia nandefasany tamin’ny zavatra azo babo ireo anti-panahy namany tao Joda. Hoy izy: “Iny misy fanomezana* ho anareo, avy amin’ny zavatra azo babo tamin’ny fahavalon’i Jehovah.”
26 Rehefa tafaverina tany Ziklaga i Davida, dia nandefasany tamin’ny zavatra azo babo ireo anti-panahy namany tao Joda. Hoy izy: “Iny misy fanomezana* ho anareo, avy amin’ny zavatra azo babo tamin’ny fahavalon’i Jehovah.”