2 Samoela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nanatona aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny satroboninahitra* teny amin’ny lohany sy ny brasele teny amin’ny sandriny, dia nentiko atỳ amin’ny tompoko.” 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:10 Fandalinana, Boky 1,
10 Dia nanatona aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny satroboninahitra* teny amin’ny lohany sy ny brasele teny amin’ny sandriny, dia nentiko atỳ amin’ny tompoko.”