2 Samoela 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nidradradradra nitomany izy ireo sady nifady hanina+ mandra-paharivan’ny andro, satria matin’ny sabatra i Saoly sy Jonatana zanany, sy ny vahoakan’i Jehovah, ary ny taranak’Israely.+
12 Ary nidradradradra nitomany izy ireo sady nifady hanina+ mandra-paharivan’ny andro, satria matin’ny sabatra i Saoly sy Jonatana zanany, sy ny vahoakan’i Jehovah, ary ny taranak’Israely.+