2 Samoela 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nentin’i Davida koa ireo lehilahy niaraka taminy+ sy ny ankohonan’izy ireo avy. Dia nanorim-ponenana tao amin’ireo tanàna nanodidina an’i Hebrona izy ireo.
3 Nentin’i Davida koa ireo lehilahy niaraka taminy+ sy ny ankohonan’izy ireo avy. Dia nanorim-ponenana tao amin’ireo tanàna nanodidina an’i Hebrona izy ireo.