-
2 Samoela 2:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hoy indray àry i Abnera tamin’i Asahela: “Efa hoe aza enjehina aho sao hasiako eo ianao! Dia hataoko ahoana ny hifanatri-tava amin’i Joaba rahalahinao?”
-