2 Samoela 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Naharitra ela ny ady teo amin’ny fianakavian’i Saoly sy ny fianakavian’i Davida. Nihanahery foana i Davida,+ fa nihena tsikelikely kosa ny herin’ny fianakavian’i Saoly.+
3 Naharitra ela ny ady teo amin’ny fianakavian’i Saoly sy ny fianakavian’i Davida. Nihanahery foana i Davida,+ fa nihena tsikelikely kosa ny herin’ny fianakavian’i Saoly.+