2 Samoela 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha mbola nitohy ny ady teo amin’ny fianakavian’i Saoly sy ny fianakavian’i Davida, dia nanamafy ny fahefany teo amin’ny fianakavian’i Saoly i Abnera.+
6 Raha mbola nitohy ny ady teo amin’ny fianakavian’i Saoly sy ny fianakavian’i Davida, dia nanamafy ny fahefany teo amin’ny fianakavian’i Saoly i Abnera.+