2 Samoela 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Naniraka olona nankany amin’i Davida avy hatrany àry i Abnera, mba hilaza hoe: “An’iza moa ny tany?” Hoy koa izy: “Manaova fifanekena amiko, dia hanao izay rehetra azoko atao aho* mba hahatonga ny Israely rehetra hanohana anao.”+
12 Naniraka olona nankany amin’i Davida avy hatrany àry i Abnera, mba hilaza hoe: “An’iza moa ny tany?” Hoy koa izy: “Manaova fifanekena amiko, dia hanao izay rehetra azoko atao aho* mba hahatonga ny Israely rehetra hanohana anao.”+