2 Samoela 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa tonga i Joaba+ sy ny tafika manontolo niaraka taminy, dia nisy nilaza tamin’i Joaba hoe: “Tonga tao amin’ny mpanjaka i Abnera+ zanak’i Nera,+ nefa nalefany soa aman-tsara.”
23 Rehefa tonga i Joaba+ sy ny tafika manontolo niaraka taminy, dia nisy nilaza tamin’i Joaba hoe: “Tonga tao amin’ny mpanjaka i Abnera+ zanak’i Nera,+ nefa nalefany soa aman-tsara.”