2 Dia nankany Bala-joda i Davida sy ny olona rehetra niaraka taminy, mba haka ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Teo anoloan’io Vata io no niantsoan’ny olona ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny kerobima.+