2 Samoela 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nijanona telo volana tao an-tranon’i Obeda-edoma Gatita ny Vata masin’i Jehovah. Dia notahin’i Jehovah foana i Obeda-edoma sy ny ankohonany manontolo.+
11 Nijanona telo volana tao an-tranon’i Obeda-edoma Gatita ny Vata masin’i Jehovah. Dia notahin’i Jehovah foana i Obeda-edoma sy ny ankohonany manontolo.+