2 Samoela 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Davida: “Mbola misy olona anisan’ny fianakavian’i Saoly ve any? Tiako haseho aminy mantsy hoe tia azy aho sady tsy mivadika aminy, noho ny amin’i Jonatana.”+
9 Ary hoy i Davida: “Mbola misy olona anisan’ny fianakavian’i Saoly ve any? Tiako haseho aminy mantsy hoe tia azy aho sady tsy mivadika aminy, noho ny amin’i Jonatana.”+