2 Samoela 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanana mpanompo atao hoe Ziba+ ny fianakavian’i Saoly. Dia nantsoina ho any amin’i Davida izy. Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Ianao ve no Ziba?” Dia hoy izy: “Izaho mpanomponao no izy.”
2 Ary nanana mpanompo atao hoe Ziba+ ny fianakavian’i Saoly. Dia nantsoina ho any amin’i Davida izy. Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Ianao ve no Ziba?” Dia hoy izy: “Izaho mpanomponao no izy.”