-
2 Samoela 10:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 dia hoy ny andrianan’ny Amonita tamin’i Hanona tompony: “Ianao ve dia mieritreritra hoe ny hanome voninahitra ny dadanao no nanirahan’i Davida ny mpanompony atỳ hampionona anao, fa tsy hoe hamantatra sy hitsikilo ny tanàna dia handrava azy?”
-