2 Samoela 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nosamborin’i Hanona àry ny mpanompon’i Davida ka nesoriny ny antsasaky ny volombavan’izy ireo,+ ary notapahiny hatreo amin’ny fitombenany ny akanjony, dia nalefany izy ireo. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:4 Fandalinana, Boky 2,
4 Nosamborin’i Hanona àry ny mpanompon’i Davida ka nesoriny ny antsasaky ny volombavan’izy ireo,+ ary notapahiny hatreo amin’ny fitombenany ny akanjony, dia nalefany izy ireo.