2 Samoela 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nivoaka avy tao an-tanàna ny Amonita ka nilahatra hiady teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’ilay tanàna. Nitokana teny an-tsaha kosa ny Syrianina avy any Zoba sy Rehoba, ary ny miaramila avy any Istoba* sy Maka.
8 Ary nivoaka avy tao an-tanàna ny Amonita ka nilahatra hiady teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’ilay tanàna. Nitokana teny an-tsaha kosa ny Syrianina avy any Zoba sy Rehoba, ary ny miaramila avy any Istoba* sy Maka.