2 Samoela 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hitan’i Joaba fa avy any aloha sy avy any aoriana ireo fahavalo. Dia nifidy tamin’ireo miaramila voafantina teo amin’ny Israely izy, ka nasainy nilahatra hiady tamin’ny Syrianina+ izy ireo.
9 Hitan’i Joaba fa avy any aloha sy avy any aoriana ireo fahavalo. Dia nifidy tamin’ireo miaramila voafantina teo amin’ny Israely izy, ka nasainy nilahatra hiady tamin’ny Syrianina+ izy ireo.