2 Samoela 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha vao henon’i Davida izany, dia nangoniny ny Israely rehetra. Dia niampita ny Reniranon’i Jordana izy ireo ka tonga tany Helama. Ary nilahatra hiady tamin’i Davida ny Syrianina, ka nifanandrina taminy.+
17 Raha vao henon’i Davida izany, dia nangoniny ny Israely rehetra. Dia niampita ny Reniranon’i Jordana izy ireo ka tonga tany Helama. Ary nilahatra hiady tamin’i Davida ny Syrianina, ka nifanandrina taminy.+