2 Samoela 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nandositra ny Israely anefa ny Syrianina. Ary mpitondra kalesy 700 sy mpitaingin-tsoavaly 40 000 no matin’i Davida. Nasiany koa i Sobaka lehiben’ny tafik’izy ireo ka maty.+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Nandositra ny Israely anefa ny Syrianina. Ary mpitondra kalesy 700 sy mpitaingin-tsoavaly 40 000 no matin’i Davida. Nasiany koa i Sobaka lehiben’ny tafik’izy ireo ka maty.+