2 Samoela 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa hitan’ny mpanjaka rehetra nofehezin’i Hadadezera fa resin’ny Israely izy ireo, dia nihavana haingana tamin’ny Israely izy ireo ka nanompo+ azy. Ary tsy sahy nanampy an’ireo Amonita intsony ny Syrianina.
19 Rehefa hitan’ny mpanjaka rehetra nofehezin’i Hadadezera fa resin’ny Israely izy ireo, dia nihavana haingana tamin’ny Israely izy ireo ka nanompo+ azy. Ary tsy sahy nanampy an’ireo Amonita intsony ny Syrianina.