2 Samoela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+
9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+