-
2 Samoela 12:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nanatona azy àry ny anti-panahy tao an-tranony ary niezaka nandresy lahatra azy mba hiarina avy teo amin’ny tany, nefa tsy nanaiky izy sady tsy nety niara-nisakafo tamin’izy ireo.
-