-
2 Samoela 12:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Maty ilay zaza, tamin’ny andro fahafito. Natahotra ny hilaza tamin’i Davida anefa ny mpanompony hoe maty ilay zaza. Fa hoy izy ireo: “Tamin’ilay zaza mbola velona aza izy tsy nihaino antsika rehefa niresaka taminy isika, ka ahoana no hilazantsika aminy hoe maty ilay zaza? Sao dia hanaonao foana eo izy!”
-