2 Samoela 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Niarina avy teo amin’ny tany àry i Davida. Nisasa sy nihoso-menaka+ ary nisolo akanjo izy, dia nankao an-tranon’i+ Jehovah ka niankohoka. Nody tany an-tranony* izy avy eo, ary nangataka horosoana sakafo, dia nihinana.
20 Niarina avy teo amin’ny tany àry i Davida. Nisasa sy nihoso-menaka+ ary nisolo akanjo izy, dia nankao an-tranon’i+ Jehovah ka niankohoka. Nody tany an-tranony* izy avy eo, ary nangataka horosoana sakafo, dia nihinana.