2 Samoela 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Angony àry ny sisa amin’ny miaramila ary mitobia hamely an’ilay tanàna, dia aleo ianao no haka azy. Raha tsy izany dia izaho no haka an’ilay tanàna, ka izaho no hahazo voninahitra.”* 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:28 Fandalinana,
28 Angony àry ny sisa amin’ny miaramila ary mitobia hamely an’ilay tanàna, dia aleo ianao no haka azy. Raha tsy izany dia izaho no haka an’ilay tanàna, ka izaho no hahazo voninahitra.”*