-
2 Samoela 13:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ho afa-baraka amin’ny tany ama-monina aho, ka ahoana no hahazakako an’izany? Dia ianao koa hitovy amin’ireny lehilahy tsisy ilana azy eto amin’ny Israely ireny. Miresaha re amin’ny mpanjaka e! Fa hanaiky hanome ahy ho anao izy.”
-