2 Samoela 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nasian’i Tamara lavenona ny lohany,+ ary norovitiny ilay akanjo tsara be nanaovany. Ary niloloha tanana izy ka lasa nandeha sady nitomany. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:19 Fandalinana,
19 Dia nasian’i Tamara lavenona ny lohany,+ ary norovitiny ilay akanjo tsara be nanaovany. Ary niloloha tanana izy ka lasa nandeha sady nitomany.