2 Samoela 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa afaka roa taona katroka, dia tany Bala-hazora any akaikin’i Efraima+ ny mpanety ondrin’i Absaloma. Ary nasain’i Absaloma daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka.+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:23 Fandalinana, Boky 1,
23 Rehefa afaka roa taona katroka, dia tany Bala-hazora any akaikin’i Efraima+ ny mpanety ondrin’i Absaloma. Ary nasain’i Absaloma daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka.+