2 Samoela 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hoy i Absaloma: “Raha tsy handeha àry ianao, dia mba avelao hiaraka aminay i Amnona rahalahiko!”+ Namaly azy ny mpanjaka hoe: “Nahoana izy no handeha hiaraka aminao?”
26 Dia hoy i Absaloma: “Raha tsy handeha àry ianao, dia mba avelao hiaraka aminay i Amnona rahalahiko!”+ Namaly azy ny mpanjaka hoe: “Nahoana izy no handeha hiaraka aminao?”