-
2 Samoela 13:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Ary nomen’i Absaloma baiko ny mpanompony hoe: “Miomàna, fa rehefa falifaly ny fon’i Amnona noho izy nisotro divay, dia hiteny aminareo aho hoe: ‘Asio i Amnona!’ Dia vonoy ho faty izy. Aza matahotra. Tsy izaho ve no manome baiko anareo? Mahereza ary manàna herim-po.”
-