-
2 Samoela 14:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tsy maintsy ho faty isika, ka ho toy ny rano araraka amin’ny tany, izay tsy azo raofina intsony. Andriamanitra anefa tsy hamono olona. Izy aza mitady antony hamerenana an’izay efa noroahina lavitra azy.
-