2 Samoela 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nigogogogo nitomany daholo ny mponina tao amin’ilay tany rehefa niampita ireo olona rehetra ireo. Ny mpanjaka kosa nitsangana teo amoron’ny Lohasahan’i Kidrona.+ Ary niampita nankany amin’ny lalana mankany an-tany efitra ny olona rehetra. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:23 Fandalinana, Boky 1,
23 Nigogogogo nitomany daholo ny mponina tao amin’ilay tany rehefa niampita ireo olona rehetra ireo. Ny mpanjaka kosa nitsangana teo amoron’ny Lohasahan’i Kidrona.+ Ary niampita nankany amin’ny lalana mankany an-tany efitra ny olona rehetra.