2 Samoela 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+ 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:5 w18.09 6-7 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:5 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),9/2018, p. 6-7 Fandalinana, Boky 1,
5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+