2 Samoela 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy koa i Davida tamin’i Abisay sy ny mpanompony rehetra: “Ny zanako naterako aza mitady hamono ahy,+ koa mainka fa izay Benjaminita!+ Avelao izy hanozona ahy, satria i Jehovah no niteny taminy mba hanao an’izany. 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:11 w99 1/5 32 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:11 Ny Tilikambo Fiambenana,1/5/1999, p. 32
11 Hoy koa i Davida tamin’i Abisay sy ny mpanompony rehetra: “Ny zanako naterako aza mitady hamono ahy,+ koa mainka fa izay Benjaminita!+ Avelao izy hanozona ahy, satria i Jehovah no niteny taminy mba hanao an’izany.