-
2 Samoela 16:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia hoy i Absaloma taminy: “Izao ve ianao no hoe tia an’ilay namanao sy tsy mivadika aminy? Fa maninona ianao no tsy nandeha niaraka tamin’ny namanao?”
-