2 Samoela 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hotafihiko izy rehefa reraka sy tsy misy hery intsony,*+ ka hampihorohoroiko. Dia hitsoaka ny olona rehetra miaraka aminy, ary ny mpanjaka ihany no hasiako.+
2 Hotafihiko izy rehefa reraka sy tsy misy hery intsony,*+ ka hampihorohoroiko. Dia hitsoaka ny olona rehetra miaraka aminy, ary ny mpanjaka ihany no hasiako.+