-
2 Samoela 17:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nankao amin’i Absaloma àry i Hosay. Ary hoy i Absaloma taminy: “Izany no torohevitr’i Ahitofela, ka hanaraka ny teniny ve isika? Raha tsia, dia teneno ny hevitrao.”
-