2 Samoela 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa i Hosay: “Fantatrao tsara ny rainao sy ny olony fa mahery,+ ary tezitra hoatran’ny orsa very anaka+ any an-tsaha izao ry zareo. Miaramila mpiady+ koa ny rainao, ka tsy hiaraka amin’ny vahoaka izy mandritra ny alina.
8 Hoy koa i Hosay: “Fantatrao tsara ny rainao sy ny olony fa mahery,+ ary tezitra hoatran’ny orsa very anaka+ any an-tsaha izao ry zareo. Miaramila mpiady+ koa ny rainao, ka tsy hiaraka amin’ny vahoaka izy mandritra ny alina.