2 Samoela 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Miafina any anaty lava-bato* na any an-toeran-kafa+ izy, amin’izao isika miteny izao. Ary raha izy no manafika voalohany, dia hilaza ny olona maheno an’izany hoe: ‘Resy ny mpanaraka an’i Absaloma!’
9 Miafina any anaty lava-bato* na any an-toeran-kafa+ izy, amin’izao isika miteny izao. Ary raha izy no manafika voalohany, dia hilaza ny olona maheno an’izany hoe: ‘Resy ny mpanaraka an’i Absaloma!’