-
2 Samoela 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Raha mitsoaka mankany amin’ny tanàna iray izy, dia hitondran’ny Israely rehetra tady izany tanàna izany. Dia hotaritaritintsika midina any amin’ny lohasaha ilay tanàna, ka tsy hataontsika misy tavela na dia vatokilonjy iray aza.”
-